<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>35</hymn_number>
<title>Ry Tomponay ô avia FF35</title>
<lyrics>[V1]
 Ry Mpamonjiko Ray Malalako ou ou ou
 Mifona Aminao ty zanakao mitalaho Tompo ô
 Fa diso taminao izahay ka mangataka ou ou ou
 Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô !

[C1]
   Ry Tomponay ô avia omeo Anay izao anio izao
   Ny fo madio sy Masina Anananao
   Dia tsy ho very na hoe mbola ho diso ihany indray
   Ny tena sy Fanahy izay anananay

[V2]
 Ry Mpamonjiko Ray Malala ou ou ou
 Be tokoa ireo ota efa vita sy nambabo anay
 Ka angatahinay Aminao sy irinay koa ou ou ou
 Famelana sy famindrampo avy Aminao Ray ô !</lyrics>
</song>